| Teny iditra | 1 manaisotra |
| Fototeny | 2 aisotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] 7 to remove, to clear off [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 enlever, ôter
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy ho azonay hatao intsony ny manaisotra ato aminay ny fakan 'ny fialonana.
[2.356#]
10 Ary raha te-hanaisotra izy, manaisotra raha misy tsy tiany, fa ananany ny tany izany sy mahandriana azy. [2.366#] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manaisotra |
| Fivaditsoratra | 12 amotsirana, manaisotra, 13 matirosana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|