|
|
|
|

Teny iditra 1  manaitra
Fototeny  2 traitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho
9 Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano
10 Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto
11 Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to startle, to excite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 surprendre; alarmer; éveiller [1.8]
Ohatra  14  Ny manofa lamba olona, fa manaitra. [1.437#]
15  manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. [2.643#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 maiñatra, manaitra, 18 manitara, 19 matriaña, 20 mianatra, 21 miatrana, 22 mitaraña, mitarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19