|
|
|
|

Teny iditra 1  manaivoka
Fototeny  2 aivoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Fampiasan' ny Betsileo ary mitovy hevitra amin' ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola manaivoka ny kilon-gampela [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04