|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manajary
Fototeny  2 hajary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara] manamboatra
9 mamela, mametraka [1.78]
10 [Sihanaka] mamboatra [1.78]
11 manamboatra, manasoa [1.1]
12 manamboatra ny simba
13 mampirina
14 manatsara [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  15 to arrange, to promote. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 réparer
17 ranger
18 aménager [1.13]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manajary
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 21  manajary
Fototeny  22 hajary
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  28 Mamitrana fihavanana
29 Manaja: Havana manajary havana [1.1]

Teny iditra (3/3) 30  mañajary
Fototeny  31 hajary
Sokajin-teny  32  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  33 manisy ody, manao ody, manafana amin'ny ody [1.78]

Fivaditsoratra  manajary, mañajary, 34 manjaira, 35 manjaria

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19