|
|
|
|

Teny iditra 1  manakimpy
Fototeny  2 kimpy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Fermer les yeux [1.3#331]
Ohatra  10  Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao. [2.4#]

Fivaditsoratra  11 mampianky, manakimpy, 12 mpamikina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20