|
|
|
|

Teny iditra 1  manakipaka
Fototeny  2 kipaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina
9 Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Enlever, détacher, écailler, éloigner, dépouiller quelqu'un. [1.3#333]
Ohatra  11  Aza atao indray manakipaka amin' ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin' ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony. [2.996#]

Fivaditsoratra  manakipaka, 12 mpanakiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20