| Teny iditra | 1 manakipika |
| Fototeny | 2 kipika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manesotra zavatra hiala ka ailika; manala amin' ny fanakifihana; manipy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Rejeter en secouant, repousser
[1.3#333] |
| Fivaditsoratra | 10 manakapiky, manakipika, 11 mpanakaiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|