Teny iditra | 1 manakiraviravy |
Fototeny | 2 kiraviravy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampihantona zavatra ka mampirazorazo azy tsy hitehika amin' ny tany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 suspendre, faire pendiller [1.3#335] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |