|
|
|
|

Teny iditra 1  manakoretika
Fototeny  2 koretika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manakorontana, manasafotofoto, manao rango-tsaka, mampiboredika [1.1]

Fivaditsoratra  manakoretika, 9 mañarikatoke

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20