Teny iditra manakorobobo (korobobo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao haingana, maika: Manakorobobo itỳ akanjo itỳ aho fa rahariva no hakan' ny tompony azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakorobobo
Ny lasa : nanakorobobo
Ny hoavy : hanakorobobo
Filaza mandidy : manakoroboboa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05