|
|
|
|

Teny iditra 1  manakosina
Fototeny  2 kosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka
9 Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny [1.1]

Fivaditsoratra  10 ankamasino, manakosina, 11 misonanaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04