|
|
|
|

Teny iditra 1  manalalaka
Fototeny  2 lalaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana
9 Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay
10 Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra
11 Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 is used in Imerina for mandalaka [1.2]
13 to make wide, to make roomy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 desserrer, élargir, rendre spacieux [1.3, 1.8]
15 espacer, mettre à l'aise [1.3]
Ohatra  16  Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20