| Teny iditra | 1 manalalina |
| Fototeny | 2 lalina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony
8 Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao [1.1] |
| Tovy hevitra | 9 mankalalina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|