Teny iditra | 1 mañala vihy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mamositra (biby, vorona, ets): Tsa mahae mañala vihin-kiso i Rajoma |
Fivaditsoratra | 4 mahavilina, mañala vihy, manavilahy, vahimalany, vahimanaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |