| Teny iditra | 1 manalavitra |
| Fototeny | 2 lavitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mihataka amy...: Nony lehibe Rabe dia nanalavitra andreniny
9 Mampihemotra lavitra: Manalavitra ny zavatra jerena itỳ masolavitra itỳ [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be distant, to remove to a distance, to leave
[1.2] 11 to go away from, to avoid [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 s'éloigner de; éviter
[1.3, 1.8] 13 fuir [1.3] 14 rendre éloigné [1.3] 15 éloigner [1.107] |
| Ohatra |
16 nony efa lehibe izy, dia nanalavitra ahy (lorsqu'il a été grand, il s'est éloigné de moi)
[1.3#393]
17 manalavitra ny zavatra jerena io ila masolavitra io (ce côté de la longue-vue éloigne les objets [1.3#393] |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|