Teny iditra | 1 manalavitra (lavitra) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mihataka amy...: Nony lehibe Rabe dia nanalavitra andreniny [1.1] 4 Mampihemotra lavitra: Manalavitra ny zavatra jerena itỳ masolavitra itỳ [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 To be distant, to remove to a distance, to leave [1.2] 6 To go away from, to avoid [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 S'éloigner de; éviter [1.3, 1.8] 8 Fuir [1.3] 9 Rendre éloigné [1.3] 10 éloigner [1.107] |
Ohatra |
11 nony efa lehibe izy, dia nanalavitra ahy (lorsqu'il a été grand, il s'est éloigné de moi) [1.3] 12 manalavitra ny zavatra jerena io ila masolavitra io (ce côté de la longue-vue éloigne les objets [1.3] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny manalavitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |