|
|
|
|

Teny iditra 1  manalokaloka
Fototeny  2 lokaloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  manalokaloka azy ny hazo lota; [2.996]
8  Injao manalokaloka ao ny tafon-trano am-polony mambomba torimason'olon-tsotra! [2.944]

Fivaditsoratra  manalokaloka, 9 manolakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20