Teny iditra | manamantoanto (mantoanto) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao ratsy masaka, manao nahandro tsy tsara masaka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire cuire à demi, ne pas faire cuire assez [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mahamantoanto | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |