|
|
|
|

Teny iditra 1  manamarika
Fototeny  2 marika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to mark; to take note of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 marquer; prendre note de [1.8]
Ohatra  9  Tiako mantsy ny manamarika etoana fa tsy raharahan' olo-meloka iray no atrehintsika izao. [2.643#]
10  Isan' ny toetra anankiray manamarika ny fiainan' ny Malagasy koa ny fananany saina mivavaka. [1.317#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20