|
|
|
|

Teny iditra 1  manambady
Fototeny  2 vady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manana vady: Olona efa manambady iny ka aza antenaina intsony
9 Maka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any Iarivo Ibozivao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to marry; to live in a married state [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Etre marié ; épouser: Mahagaga raha manambady mbola kely toy izany sahady izy (Il est étonnant qu'il soit déjà marié, alors qu' il est si petit) ~ Manambady zazavavy tsara fanany izy (Il a épousé une jeune fille vertueuse) [1.3]
12 se marier; prendre ou avoir un époux, une épouse [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manambady
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21