|
|
|
|

Teny iditra 1  manambosy
Fototeny  2 ambosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mamporisika, mitaona, manangoly: izy no nanambosy ny vahoaka hikomy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to flatter, to incite to fight by raising undue confidence, to cajole, to wheedle, to dupe. [1.2]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21