|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manameloka
Fototeny  2 meloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hampiforitra mamokoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 rendre courbe, sinueux [1.3#233]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 7  manameloka
Fototeny  8 meloka
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  14 Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to condemn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 condamner [1.3#233, 1.107, 1.8]
Ohatra  17  Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany. [2.296#]
18  ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21