|
|
|
|

Teny iditra 1  manampy
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
9 Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
10 Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to add to; to help [1.2, 1.7]
12 to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 ajouter [1.8, 1.13]
14 ajouter à; aider [1.8]
15 additionner [1.13]
Ohatra  16  manampy izany any aoriana. [2.4#]
17  Ireto no boky manampy ny mpanoratra. [2.296#]
18  manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366#]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manampy
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manampy, 21 mañimpa, 22 mpamany, 23 mpanamy, 24 mpanima, 25 mpinama

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21