|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mananaka
Fototeny  2 hanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza zavatra toy ny voankazo mitera-drano be ao anaty vava rehefa hanina [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  mañanaka
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 [Bezanozano] manangan-janaka [1.78]

Fivaditsoratra  11 manakàna, manakana, mañanaka, mananaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19