|
|
|
|

Teny iditra1  manañanake
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] manaizana, manomboka ho bevohoka, mbola kely kibo: Mihina vato rao ñy habeajan'ny viavy manañanake (homana vatorao (jereo) ny ankamaroan'ny vehivavy manaizana)

Fivaditsoratra  4  manañanake, nanakemana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21