|
|
|
|

Teny iditra 1  manandrongo
Fototeny  2 androngo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikisaka ohatra ny androngo
9 Misafoaka ohatra ny ombalahy mitroatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 kneeling so as to crouch like a lizard. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Faire comme le lézard. Se disait des gens rampant comme le lézard, et aussi de ceux qui tapent à droite et à gauche comme des fous. [2.415#6762]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manandrongo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20