Teny iditra (1/3) | 1 mananga |
Fototeny | 2 anga |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miseho ho kanosa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] se montrer lâche |
Ohatra |
6 Ianao lehilahy matanjaka manana ny hery enti-mananga [2.445#] |
Voambolana |
7 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 mananga |
Fototeny | 13 anga |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Mandeha ran' orona |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] saigner du nez |
Voambolana |
17 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 21 mananga |
Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.78] [Taisaka]
mivoaka ny faritanim-poko Antaisaka mba hitady vola sy omby |
Fivaditsoratra | 24 amangan, anganam, mananga, mangana, namanga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |