|
|
|
|

Teny iditra1  manangam-bovona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra; tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [1.1]
Tovy hevitra  4  manangam-bombo, manangam-bombona
Singan-teny  5  manangana, vovona
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny manangam-bovona io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26