|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mananiky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  6 misitily ahazoana aìkôla [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 distiller [1.13]

Teny iditra (2/2) 8  mañaniky
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antesaka+Bara+Tanosy] mihanika [1.78]

Fivaditsoratra  mañaniky, mananiky, 11 manikìna, manikina, 12 maninika, 13 miankany, 14 miankina, miankìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19