|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manano
Fototeny  2 ano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [mañano] [Antambahoaka+Antesaka+Bezanozano+Sihanaka+Tanala] manao [1.78]
9 Miadidy, mikarakara. [1.1]
10 manao asa na mikarakara zavatra [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  11 provincial for manao. [1.2]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe manano

Teny iditra (2/3) 13  mañaño
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 [Bara] maty [1.78]

Teny iditra (3/3) 16  mañaño
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 [Antesaka] mamerina indray [1.78]

Fivaditsoratra  19 Amnona, mañaño, manano, 20 mañoña, manona, manoña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19