|
|
|
|

Teny iditra 1  manantsika
Fototeny  2 hantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampibaraingo, mamoritra ho tahaka ny andohalambo, mamokoka: Vao nisy nanantsika itỳ rotsakazo itỳ fa nahitsy izy teo [1.1]

Fivaditsoratra  manantsika, 9 mikantsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20