|
|
|
|

Teny iditra 1  manaparasaka
Fototeny  2 parasaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaparitaka, manely; mampiseho miharihary tsy misy miafina [1.1]
9 mampisandrahaka ny tanam-pahazavana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 to spill [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 diffracter [1.13]
Voambolana  12  Fizìka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20