|
|
|
|

Teny iditra 1  manapariaka
Fototeny  2 pariaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaparitaka, manahaka [1.1]
Ohatra  9  Ny fandrarana haino aman-jery tsy miankina hanapariaka ny fandaharany manerana ny Nosy? [4.27]

Fivaditsoratra  10 ampiakarana, manapariaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26