Teny iditra manapatsitsitra (patsitsitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampifantsitsitra mandefa rano hitifitra sy hiely [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapatsitsitra
Ny lasa : nanapatsitsitra
Ny hoavy : hanapatsitsitra
Filaza mandidy : manapatsitsira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05