Teny iditra manapetraka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mametraka [1.78]
  [Tanala] [ mañapetraka ] Mametraka: Laha mienga anareo ka mañap'traha kelikele amin'iñy raha iñy (raha mandeha ianareo dia mametraha kely amin'iny zavatra iny) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31