|
|
|
|

Teny iditra1  manapetraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mametraka [Sihanaka] [1.78]
4  [mañapetraka] mametraka: Laha mienga anareo ka mañap'traha kelikele amin'iñy raha iñy (raha mandeha ianareo dia mametraha kely amin'iny zavatra iny) [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  5  anampetraka, manapetraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31