| Teny iditra (1/2) | 1 manapitsoka |
| Fototeny | 2 pitsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manala (taolana) amin' ny toerany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to dislocate a joint
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 faire une entorse
[1.8] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/2) | 12 manapitsoka |
| Fototeny | 13 pitsoka |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 to pick a lock
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 crocheter une serrure
[1.8] |
| Fivaditsoratra | manapitsoka, 22 manapotsika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|