Teny iditra manapoletaka (poletaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihotsaka, mampikoa; manisy zavatra malemy bodaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapoletaka
Ny lasa : nanapoletaka
Ny hoavy : hanapoletaka
Filaza mandidy : manapoletaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09