Teny iditra manaporitika (poritika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandefa zavatra hipitika hatraiza hatraiza [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaporitika
Ny lasa : nanaporitika
Ny hoavy : hanaporitika
Filaza mandidy : manaporitiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05