|
|
|
|

Teny iditra1  manara-bavy
Singan-teny  2  manaraka, vavy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mitoetra any amin' ny ray amandrenin' ny vavy
5  mety ho entin' ny vavy amin' ny sangany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to follow a wife, i.e. to be henpecked. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Qui se laisse mener par sa femme [2.415#1294]
Tovy hevitra  8  entim-bavy

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17