Teny iditra | manara-bavy | |
Singan-teny | manaraka ; vavy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitoetra any amin' ny ray amandrenin' ny vavy Mety ho entin' ny vavy amin' ny sangany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To follow a wife, i.e. to be henpecked. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui se laisse mener par sa femme [2.415] | |
Tovy hevitra | entim-bavy | |
Fivaditsoratra | manara-bavy, marani-bava |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |