|
|
|
|

Teny iditra 1  manaraby
Fototeny  2 haraby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maneso; mamazivazy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to jeer at, to ridicule. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 railler; ridiculiser [1.8]
Ohatra  11  Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa [2.996]
12  Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4#]

Fivaditsoratra  13 anambary, 14 baramina, 15 mañabira, manabira, manaraby, 16 mibaraña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19