|
|
|
|

Teny iditra 1  manararo
Fototeny  2 hararo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitana, manampontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Aza manararo ny zanako amin' ny kilalao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy
9 Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin' ny hatsikany teo i Rainimbahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to put an obstacle or difficulty in the way, to discourage, to dishearten. (prov. ?) [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20