Teny iditra manaritaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Manaparitaka, manasavoritaka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Dérouler [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaritaka
Ny lasa : nanaritaka
Ny hoavy : hanaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31