|
|
|
|

Teny iditra 1  manasabodika
Fototeny  2 sabodika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao, manasaritaka, manodinkodina amin' ny teny na fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20