|
|
|
|

Teny iditra 1  manasafy
Fototeny  2 safy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manampy, mameno (lamba) amin' ny akanjo atao sosony [1.1]

Fivaditsoratra  9 fañamasy, manasafy, 10 mifanasa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04