Teny iditra manasakambina (sakambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manodidina na mamihina amin' ny sandrintanana ny valahan' ny olona miara-mamindra amin' ny tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasakambina
Ny lasa : nanasakambina
Ny hoavy : hanasakambina
Tovy hevitra manakambina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05