Teny iditra manasalobona (salobona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manarona olona na zavatra amin' ny lamba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasalobona
Ny lasa : nanasalobona
Ny hoavy : hanasalobona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05