| Teny iditra | 1 manasampy |
| Fototeny | 2 sampy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mametraka zavatra hisavily eny am-bozona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to place astraddle; to hang over something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 mettre à califourchon sur une chose
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 11 mampanisa, manasampy, 12 misampana, misampàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|