|
|
|
|

Teny iditra 1  manasaraka
Fototeny  2 saraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa
9 Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 décomposer, désaccoupler [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20